vendredi 3 mai 2024

Fanondranana gidro

 Fanondrana an-tsokosoko : varika miisa 48 (lemur catta sy lemur brun) sy sokatra miisa 1076 avy aty Madagasikara no tratra nentin'olona tany amin'ny hotely lehibe iray tany Thailand.

Olona 6 no efa voasambotry ny manam-pahefana any an-toerana mahakasika ity raharaha ity.



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire